(Go: >> BACK << -|- >> HOME <<)

Aller au contenu

Tandrok' Osy (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Ny evan' ny Tandrok' Osy

Ny Tandrok' Osy na Adijady no vintana fahafolo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka sy amin' ny fanandroana malagasy manara-bolana. Ny Mpitifitra Tsipìka no eo alohany ary ny Mpitondra Rano no manaraka azy.

Sary maneho ny Tandrok' Osy
Antokon-kintan' ny Tandrok' Osy

Ny antokon-kintana Adijady sy ny zôdiaka[hanova | hanova ny fango]

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Tandrok' Osy dia eo amin' ny 19 Janoary hatramin' ny 15 Febroary. Eo amin' ny 15 Janoary hatramin' ny 14 Febroary ny fari-potoan' ny Tandrok' Osy araka ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 21 Desambra hatramin' ny 20 Janoary kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: