Fiteny tajiky

Avy amin'i Wikipedia
Vehivavy sy lehilahy tajiky

Ny fiteny tajiky, na fiteny tôjiky, dia endriky ny fiteny persana (na farsy) tenenina ao Tajikistàna. Mitovitovy amin' ny fiteny dary izay samy endriky ny fiteny persana io fiteny io. Ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana no misy azy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]