(Go: >> BACK << -|- >> HOME <<)

  

Ny Aljebra dia rantsan'ny Matematika mandinika ny tao sy fanorenana sy ny konsepta (concept) avy aminy, toy ny maromiantoana, fampirimana sy rafitra aljebrika. Miaraka amin'ny jeômetria, ny fandinihana, ny anatoerana (topologie), ny fangaro (combinaison) ary ny teorian'ny isa, ny aljebra dia anisan'ny rantsan'ny matematika madio. Ny anjaran'ny aljebra lazaina hoe foton'ny aljebra dia matetika ianarana any am-pianarana.

Tantara

hanova

Ntaolo

hanova

Ny Egiptiana sy Babilaonianina fahiny dia efa nanana vahaolana amin'ny fitadiavana ny valin'ny olana azo adika ho fampimirama ambaratonga voalohany na faharoa. Tsy mbola nampiasa mpisolotoerana fantarina anefa izy ireo fa i Diophante avy ao Alexandrie no nolazaina fa nampiasa ny mpisolotoerana amin'ny aljebra voalohany. Izy no nandika ireo mpisolotoerana ireo ho isa ary nolazaina fa rain'ny algebra.

Taonjato faha XVI

hanova

Ny Aljebra sy i Madagasikara

hanova

Jereo koa

hanova
 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Matematika ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.